Entrée (1/3) | 1 dia |
Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
Tous les mots composés | 3 13 mots contenant dia |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao anelanelan' ny teny miverina indroa mba ho fanamafisan-kevitra: Soa dia soa Mitovy amin' ny sy na ary: Nitsangana izy dia niteny Kian-teny fampiasa: a) Mba hampitohy fehezan-kevitra roa raha lasa aloha ilay fehezan-kevitra miankina: Nony tonga izy dia niteny hoe.., b) mba hampitohy indraindray ny teny enti-milaza amin' ny teny lazaina: Rakoto dia mpianatra mazoto |
Explications en anglais |
5 [1.2] probably the same as dia: step, and used originally to indicate the next step in the narrative, etc. and, and so, then, even, in the next place. It is used to complete phrases, as: Ary nataoko, dia vita izy (And I did it, and so it was completed) It is often preceded by ka, as: Natsoinao aho, ka dia tonga (You called, me and so I have come) It is often a mere elegancy of speech. It is also used between two words, making them emphatic, as: Tsara dia tsara, very good; nataoko dia nataoko (I did it again and again, or, I really did it 6 [1.7] of sentence inversion in a series of verbs; also used for emphasis, as: tsara dia tsara: very good |
Explications en français |
7 [1.8] qui marque l'inversion de la proposition; d'une série de verbes ; sert aussi à renforcer le sens, ex. : tsara dia tsara: très bon |
Entrée (2/3) | 8 dia |
Partie du discours | 9 adjectif |
Tous les mots composés | 10 12 mots contenant dia |
Explications en malgache |
11 [1.1] Enti-milaza: Olona mivelona any anaty ala na any an' efitra ka tsy mahalala ny fomban' ny olona mandroso: Mbola misy olona dia, hono, amin' itỳ faritany itỳ Biby na zavamaniry tsy ompiana na ambolena fa velona na maniriniry ho azy fotsiny eny: Mahafinaritra ahy itỳ voninkazo dia itỳ ~ Tonga dia ilay sakanay |
Explications en anglais |
12 [1.2] [Provincial]
wild, roving, savage 13 [1.7] wild |
Explications en français |
14 [1.8] sauvage |
Autres orthographes | 15 dy |
Entrée (3/3) | 16 dia |
Partie du discours | 17 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 23 63 mots contenant dia |
Explications en malgache |
24 [1.78] [Taisaka]
lalana naleha 25 [1.1] Ny halavan' ny felatongotra: Lava dia ny lehilahy noho ny vehivavy Halavan-drefy miantomboka amin' ny voditongotra ka miafara ery amin' ny loharantsana (irain-jehy sy voatondro roa na ampahatelon' ny metatra eo ho eo): Telo dia ny halavan' itỳ hazo fisaka itỳ Fandeha ataon' ny olona na ny biby amin' ny fampifandimbiasana ny tongotra roa mifanongontsongona hatrany: Hafaingano ny dianao fa diso fotoana isika Fandehahana, fivahiniana: Dia lavitra izay nataonay androany izay Soritra navelan-javanandalo: Misy diam-pihogo ny volony Andiana, antokon' olona na biby miaramandeha: Nozaraina natao telo diany miaramila 26 [1.78] [Sihanaka] famindra, andiany: dia raika 27 [1.13] lafatra |
Explications en anglais |
28 [1.2, 1.7] a step; a journey 29 [1.2] a footstep, a mark. [Probably connected with Swa. njia, or ndia, a path, a road] |
Explications en français |
30 [1.82] [Taisaka]
voyage 31 [2.415] La longueur d' un pied 32 [1.8] un pas; voyage 33 [1.13] trace, empreinte |
Proverbes | 34 Proverbes contenant le mot dia |
Anagrammes | 35 adi, ady, day, dia |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |