|
|
|
|

Entrée1  didimananjara
Mots élémentaires  2 didy, 3 manana, 4 zara
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana:
7 Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa
8 Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany:
9 Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1]
Explications en anglais  [didy manan-jara] 10 a method of cutting out women's garments [1.2]
Exemples  11  Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy. [2.472#]
Vocabulaire  12  Economie: vêtements

Mis à jour le 2025/11/17