Entrée diera
Partie du discours   nom
Définition malgache   ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana. Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy [Randzavola: Baiboly page 173]
Vocabulaire  
Origine   Anglais: deer.
Synonymes   serfa
Illustrations  

Mis à jour le 2014/11/08