Entrée serfa
Partie du discours nom
Définition malgache biby manan-tandroka misampantsampana [Malzac 1893 page 112]
Définition française cerf [Malzac 1893 page 112]
 cerf [Rakotonaivo 1993]
Exemples Toy ny anirian'ny serfa ny loharano no anirian'ny fanahiko anao, Andriamanitra ô! [Baiboly: 23:042:002/Salamo 42:2..]
Vocabulaire 
Origine Français: cerf.
Synonymes diera
Illustrations 

2014/11/08