Entrée dihy gasy
Mots élémentaires dihy ; gasy
Partie du discours locution
Explications en malgache Dihy nentim-paharazana malagasy: andeha irery samy maka ho azy ny mpandihy ka mitsaikona na mamindra, manipy sandry, mandatsi-drantsana na manetsika ny soroka amim-pahakingana [1.1]

Mis à jour le 2023/01/17