Entrée | ![]() |
dihy | ||||||
Partie du discours | nom | |||||||
Définition malgache | fampisehoam-pihetsehana ataon' ny tena manontolo: loha, tanana, tongotra, ary indraindray koa aza ny vatana, mba hanehoana fifaliana [Rajemisa 1985] | |||||||
Définition anglaise | a dance, dancing in the native style. See danise, tsinjaka [Richardson 1885] | |||||||
a dance, dancing [Hallanger 1973] | ||||||||
Définition française | danse [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||||||
Exemples |
| |||||||
Dérivations | ampandihizina, andihizana, dihindihina, dihizana, dihizina, fandihizana, fandihy, fidihindihina, fidihindihinana, idihindihinana, mampandihy, mandihy, midihindihina, mpandihy, mpidihindihina | |||||||
Synonymes | danise ~ tsinjaka | |||||||
Mots composés, titres, noms |
| |||||||
Citations | Proverbes contenant le mot dihy | |||||||
Analogie | sahoby ~ totorebika ~ tsipisandry ~ velatanana ~ dada ~ jaiko ~ soamaroroka ~ tsaramiera ~ soratra ~ afindrafindrao ~ salegy | |||||||
Entrée | ![]() |
dihy | ||||||
Partie du discours | nom | |||||||
Définition malgache | Toetran' ny fanidin' ny vorona eny amin' ny habakabaka raha tsy mihetsika na mikopaka ny elany [Rajemisa 1985] | |||||||
Entrée | ![]() |
Dihy | ||||||
Partie du discours | nom propre (titre de poème) | |||||||
Définition malgache | jereo Rabearivelo: Dihy | |||||||
Auteur | ||||||||
Tableaux et planches | Tous les titres | |||||||
Mis à jour le 2017/10/20 |
![]() |