Entrée dimbinantsy (dimby, antsy)
Partie du discours nom
Définition malgache Ahitra na anana izay maniry eo amin' ny tahony efa nakana na nanapahana. (Matetika no tapahina amin' ny antsy ny anamamy toy izany ka izany no nahatonga ny anaran' io karazan' anamamy io hoe: anamamy dimbin' antsy) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ dimbin-antsy ] the after-crop growing up of itself; lit. that which is after the sickle. See kolokolo [Richardson 1885]
Définition française [ dimbin' antsy ] (de dimby : repousse, regain, et antsy : le couteau). Regain ; seconde récolte après la moisson du riz faite au couteau ; se dit aussi pour certains légumes verts dont on coupe périodiquement les feuilles, notamment Solanum nigrum L. (voir anamamy). [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Analogues  dimbin-tanana ~ kolokolo

2017/12/09