Entrée kolokolo
Partie du discours nom
Définition malgache Tahom-bary maniry indray eo amin' ny fototra avy nijinjana, taho avy nanapahana vary mamoaka vary indray. [Rajemisa 1985]
 Fikarakarana atao amin' ny zavamaniry na biby na olona mba hisakanana azy tsy ho simba na harary [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Gaga anao aho, Ratsianketsa, raha ny kolokolo no nanjary vary, ary ny zokim-pitia no nanjary saikiny. [Dahle: Angano, page 215]
2Izao no nasehon' ny Tompo Iaveh tamiko, dia indro izy fa namorona valala, tamin' ny fotoana vao itsimohan' ny kolokolo, dia ny kolokolo avy nijinjana ho an' ny mpanjaka. [Baiboly: 37.7.1]
Citations 

Entrée kolokolo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bezanozano] safosafo [Rakotosaona 1972]

Entrée kolokolo
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana ny feon'ny vorontsiloza na enti-miantso ny vorontsiloza mihitsy koa [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 

2019/02/04