Entrée dimby
Partie du discours   nom
Définition malgache   Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
¶ Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [Richardson 1885]
   a successor, a replacement [Hallanger 1973]
Traduction française   successeur, remplaçant [Hallanger 1974]
Exemples   Dimby hajan' ny voninahitra io. [Ndemahasoa: Antakay, page 62]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2017/04/02