Entrée mandimby (dimby)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
¶ Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to substitute, to succeed, to take the place of [Richardson 1885]
 to replace, to succeed [Hallanger 1973]
Définition française remplacer, succéder à [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandimby
nandimby
handimby
mandimbasa, mandimbaza
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2013/07/14