| Entrée | 1 dingana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
4 Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a step, a leap
[1.2, 1.7] |
| Explications en français |
6 pas, enjambée
[1.8] |
| Exemples |
7 Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo.
[4.27]
8 dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508#334] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 23 dika, vikina |
| Combinaisons | 24 3 expressions, toponymes, etc... avec ce mot |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|