Entrée fandinganana (dingana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitsambikinana, fihoarana: Ilana akanjo malaladalaka ny fandinganana tatatra ho an' ny vehivavy
Tsy diatsara matetika ny fandinganana kilasy satria mety hisy zavatra tsy ho hay any aoriana any, izay tokony ho nianarana tany amin' ilay kilasy nodinganina
Famelana zavatra noho ny fanadinoana: Mandiso ny hevitry ny lahateny manontolo ny fandinganana io andalana iray io [1.1]
Explications en français L’action d’enjamber, de franchir, de sauter, d’omettre, d'empiéter, d’anticiper, les pierres qui servent à sauter l'eau [1.3]
Exemples roambinifolo taona no efa nanaovany azy, ary ny efa vita tsara 500 dia, ary 180 mandingana raha atao tahaka ny fandinganana amin'ny fandiavana amin'ny filaharan'ny miaramila. [2.366]

Mis à jour le 2023/01/07