Entrée disadisa
Partie du discours nom
Définition malgache Harisarisa, zava-manahirana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise tired of waiting, tired of lying down, etc. [Richardson 1885]
 that which fatigues or annoys [Hallanger 1973]
Définition française ce qui embête ou harasse [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples ny efa hasarotan' ny fiainany rahateo, ny tsi-fisian' ny ilaina sy ny tsi-fahampian-kanina, ny disadisa sy fitomboam-pahasahiranana noho ny ataon' ny Vazaha, eo indray koa ity fampohiriana vaovao azy, ity fanerena bontolo azy hiasa. [Andraina: Mitaraina, page 160]

2015/10/01