Entrée doanana (doana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Kapohina, velezina mafy araka ny aina [1.1]
Explications en français Qu'on frappe fort ou violemment [1.3]
Morphologie 
Présent : doanana, doanako, doananao, doanany, doanantsika, doananay, doananareo, doanan', doanan-, doanam-, doana-
Passé : nodoanana, nodoanako, nodoananao, nodoanany, nodoanantsika, nodoananay, nodoananareo, nodoanan', nodoanan-, nodoanam-, nodoana-
Futur : hodoanana, hodoanako, hodoananao, hodoanany, hodoanantsika, hodoananay, hodoananareo, hodoanan', hodoanan-, hodoanam-, hodoana-
Impératif : doany

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20