Entrée doany
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [Rajemisa 1985]
   [Sihanaka] toerana fijoroana (fivavahana) [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [David 1952 (takila D)]
Vocabulaire  
Illustrations  

Entrée doany
Partie du discours   nom
Définition malgache   [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana
¶ Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [Rajemisa 1985]
Origine   Français: douane.
Synonymes   ladoany

Entrée doany (doana)
Partie du discours   impératif du verbe passif doanana [liste]

Mis à jour le 2017/03/10