Entrée | 1 dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana |
Mots élémentaires | 2 dony, 3 tany, 4 andriana, 5 izay, 6 mifody, 7 tsy, 8 manana |
Partie du discours | 9 locution |
Explications en malgache |
10 teny fanao rehefa avy manao fanekena na dina, ka ny heviny dia hoe: aoka hodonina ny tanin' ny mpanjaka (taloha ny tany rehetra dia an' ny mpanjaka), ka izay mivadi-panekena, aoka izy ho foan-tanana [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |