Entrée doria
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria [Rajemisa 1985]
Définition française   se dit d'un temps à venir, un temps indéfini [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Entrée doria
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] masomboly [Rakotosaona 1972]
   [Bezanozano] masombolin-katsaka [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] Voanjavatra famafy, fafy [Rakotosaona 1972]
   masomboly, ambioka, ambezo voafantina [SLP: Voambolana]
Définition française   semences sélectionnées [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Entrée doria
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] taranaka [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Tankarana] arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants. [David 1952 (takila D)]
Vocabulaire  
Synonymes   zafin-doria

2017/03/10