|
|
|
|

Entrée (1/2)1  -drafitra
Partie du discours  2  forme morphologique de rafitra
Exemples  3  [2.285#137] Lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo

Entrée (2/2)4  drafitra
Partie du discours  5  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.1] Tsipika manoritra an-tsary ireo fizarazarana na faritra samihafa amin' ny tanana, na trano na masinina iray
Soritsoritry ny hevitra velabelarina ao anatin' ny lahatsoratra iray izay alahatra araka ny heverina ho mahamety azy: Moa misy drafitra nosoritan' ny mpanoratra raha nanao io lahatsoratra io izy?
13  [1.13] vinavina voafaritry ny hotratrarina, ny enti-manana ary ny fotoana
Explications en français  14  [1.13] plan, planning
Exemples  15  [2.508#550] Natolotry ny Résident an-dRainilaiarivony io drafitra io tamin' ny 18 Oktobra.
Synonymes  16  planina

Mis à jour le 2025/08/10