Entrée dridroka
Partie du discours nom
Définition malgache Feon-javatra midilotra; feon-javatra roa mifampikasokasoka ka mikiririoka na mampangintsina any an-tsofina any. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes dridrodridro

2011/03/29