Entrée midridroka (dridroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Midilotra, mamoaka feo mampangintsingintsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin' io varavarana io fa midridrodridro foana raha mivoha [Rajemisa 1985]
Morphologie 
midridroka
nidridroka
hidridroka
Synonymes midridrodridro

2010/05/14