Entrée efadafy
Partie du discours nom
Définition malgache Teny enti-milaza ankapobeny ny sary rehetra misy lafy efatra, toy ny efamira
¶ (efa-dafy) sary misy lafiny efatra [Rajemisa 1985]
Définition française quadrilatère [SLP 1986]
Vocabulaire 

2009/11/16