Entrée efatra
Partie du discours adjectif
Définition malgache Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise four [Hallanger 1973]
Définition française quatre [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Définition internationale 4 [3.1]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
efatra
efa-
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Exemples 
1Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 6]
2Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [Rajohanesa: Kintana]
3Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [Randzavola: Baiboly, page 376]
Citations 
Articles 

2019/08/17