Entrée eladrano (elaka, rano)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy [Rajemisa 1985]
 karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina [SLP 1986]
Définition française [ ela-drano ] mica [Abinal 1888]
 mica [SLP 1986]
Vocabulaire 

2017/05/16