Entrée rano
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [1.1]
Explications en anglais Water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [1.2]
 Water; liquid [1.7]
Explications en français Eau; liquide [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Eau [1.405]
Exemples 
1Niroboka tao anaty rano izy ireo; [2.324]
2Misotro rano dikain' ny gisa anie! [2.69]
3Nalahatra tsara niamboho rano ireo [2.576]
4Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [2.442]
5ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[2.131]
6Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano. [2.471]
7Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [2.470]
8Rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika. [2.472]
Morphologie 
Simple : rano, ranoko, ranonao, ranony, ranontsika, ranonay, ranonareo, ranon', ranon-, ranom-
Préfixée : -drano, -dranoko, -dranonao, -dranony, -dranontsika, -dranonay, -dranonareo, -dranon', -dranon-, -dranom-
Dérivés 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Ethnonymes 
Titres Rano an' ala madio mangamanga
Toponymes 
Proverbes 
Articles 

Entrée rano
Partie du discours nom
Explications en français  Eau ; mais aussi la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [1.196]
Vocabulaire 
Mots composés 

Entrée rano
Partie du discours nom
Explications en anglais A child that dies under two years of age [1.2]

Entrée rano
Partie du discours nom
Explications en anglais A disease supposed to arise from water [1.2]
Vocabulaire 

Entrée rano
Partie du discours adjectif
Explications en anglais Soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [1.2]

Entrée raño
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] sakaiza [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/28