Entrée endy
Partie du discours nom
Définition malgache Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise anything fried [Hallanger 1973]
Définition française friture, grillade [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 rôti, torréfaction [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [Rakotozafy: Ratsimba, page 8]
Citations 

2017/07/02