Entrée manendy (endy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to fry [Hallanger 1973]
Définition française faire frire [Hallanger 1974]
Morphologie 
manendy
nanendy
hanendy
manendasa, manendaza
Exemples manam-boanjo ka tsy mba manendy [Fox: Hainteny, numéro 367]

Entrée Manendy
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Ny Manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba. [Randriamamonjy: Tantara, page 38]
2Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny Manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy. [Andraina: Mitaraina, page 108]

2017/06/11