|
|
|
|

Entrée1  enjehina
Radical  2 enjika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy
5 Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra
6 Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho
7 Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS [1.1]
Explications en anglais  8 to be pursued, to be persecuted [1.7]
Explications en français  9 qu'on poursuit, qu'on persécute [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14 enjehin' ny fieritreretana
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09