Entrée enjika
Partie du discours nom
Définition malgache Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [Rajemisa 1985]
Définition française fuite, poursuite, persécution [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany! [Andriamalala: Vohitry, page 53]

2017/06/11