Entrée erikatra
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana) [Rajemisa 1985]

2019/08/17