Entrée etsy ange (etsy, ange)
Partie du discours locution
Définition malgache Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise come here; listen [Hallanger 1973]
Définition française écoute un peu, viens ici [Abinal 1888]
 viens ici [Hallanger 1974]
Exemples Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba? [Rajaonarivelo: Bina]

Mis à jour le 2020/06/24