Entrée | 1 ezahina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 ezaka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Henjanina; hinjirina: Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka Atao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Noezahiny ny toto variny ka tsy ampy toy inona dia fotsy |
Explications en anglais |
9 [1.7] to be done with energy and determination |
Explications en français |
10 [1.8] qu'on fait avec ardeur |
Anagrammes | 11 ahezany, ezahina, haezany, hezaina, hiezana, iezahan, niezaha |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |