Entrée fadifady (fady)
Partie du discours adjectif
Traduction anglaise indecorous, impudent, indulging in indelicate remarks. [Richardson 1885]
Traduction française duplicatif fréquentatif [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Nanangana fadifady izy, ka ireny dia fefy nataony hifanasoana sy hifanajana. [Ndemahasoa: Antakay, page 11]
2Jereo izy fa tsy mba sahy mankahaha-javatra izay, mora fay ary be fadifady: sao hono maty maina eo! [Rahajarizafy: Filozofia, page 45]

Mis à jour le 2020/07/31