Entrée fadirana (faditra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alana faditra: Fadirana amin' ny tany nilatsaham-baratra ny loza atahorana hihatra [1.1]
Explications en anglais To be saved from evil by the offering of a faditra. [1.2]
Morphologie 
Présent : fadirana, fadirako, fadiranao, fadirany, fadirantsika, fadiranay, fadiranareo, fadiran', fadiran-, fadiram-, fadira-
Passé : nofadirana, nofadirako, nofadiranao, nofadirany, nofadirantsika, nofadiranay, nofadiranareo, nofadiran', nofadiran-, nofadiram-, nofadira-
Futur : hofadirana, hofadirako, hofadiranao, hofadirany, hofadirantsika, hofadiranay, hofadiranareo, hofadiran', hofadiran-, hofadiram-, hofadira-
Impératif : fadiro
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11