|
|
|
|

Entrée1  fahagola
Mots élémentaires  2 faha~, 3 gola
Partie du discours  4  adjectif ou adverbe
Explications en malgache  5 taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola. [1.1]
6 taloha, fahiny. [1.13]
Explications en anglais  7 anciently, in former times..
8 ancient, very ancient. [1.2#146]
9 in olden times. [1.7]
Explications en français  10 anciennement. [1.8]
11 archaïque. [1.13]
Exemples  12  Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. [2.508]
13  Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120]
14  Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235]
Morphologie 
15  Simple :
Vocabulaire  16  Temps
Synonymes  17 fahagolantany
Analogues  18  fahiny
Article  19 Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/10/11