Entrée fahiny
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ
Mitovy hevitra: ela be ~ fahagola ~ fahagolan-tany ~ fahataloha ~ fahizany ~ taloha ~ tany ambadik' Imanareza [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. [Richardson 1885]

2012/11/03