Entrée fahakingana (kinga)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona kinga, mailaka,mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise cleverness, quickness [Hallanger 1973]
Définition française habileté, adresse [Hallanger 1974]
Synonymes fahakinga ~ hakinga

2018/12/30