Entrée fahalemilemena (lemilemy (lemy))
Partie du discours nom
Exemples Ny vehivavy malemilemy sy mihantahanta eo aminao, izay tsy mbola nanandrana nandia tany noho ny fihantahantany sy ny fahalemilemeny, dia ho ratsy fiteny ny vadiny andefimandry sy ny zananilahy ary ny zananivavy [2.996]
Morphologie 
Simple : fahalemilemena, fahalemilemeko, fahalemilemenao, fahalemilemeny, fahalemilementsika, fahalemilemenay, fahalemilemenareo, fahalemilemen', fahalemilemen-, fahalemilemem-, fahalemileme-
Préfixée : -pahalemilemena, -pahalemilemeko, -pahalemilemenao, -pahalemilemeny, -pahalemilementsika, -pahalemilemenay, -pahalemilemenareo, -pahalemilemen', -pahalemilemen-, -pahalemilemem-, -pahalemileme-

Mis à jour le 2020/07/31