Entrée fahaleo (leo)
Partie du discours nom
Exemples Hataonay ahoana no fahaleo azy ireo, raha tsy vonjenao izahay? [2.996]
Morphologie 
Simple : fahaleo, fahaleoko, fahaleonao, fahaleony, fahaleontsika, fahaleonay, fahaleonareo, fahaleon', fahaleon-, fahaleom-
Préfixée : -pahaleo, -pahaleoko, -pahaleonao, -pahaleony, -pahaleontsika, -pahaleonay, -pahaleonareo, -pahaleon', -pahaleon-, -pahaleom-

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31