Entrée fahaleovantenan > fahaleovantena (leo, tena)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' n [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   [ fahaleovan-tena ] independence [Hallanger 1973]
Traduction française   [ fahaleovan-tena ] indépendance [Hallanger 1974]
Exemples  
1nahazo fahaleovantena i Madagasikara. [Andraina: Mitaraina, page 254]
2Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny Fahaleovantena izahay. [Andraina: I Vola, page 45]
3Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika [Andriamalala: Fanagasiana, page 4]
Morphologie  
fahaleovantena
fahaleovantenako
fahaleovantenanao
fahaleovantenany
fahaleovantenantsika
fahaleovantenanay
fahaleovantenanareo
fahaleovantenan'
fahaleovantenan-
fahaleovantenam-
fahaleovantena-
-pahaleovantena
-pahaleovantenako
-pahaleovantenanao
-pahaleovantenany
-pahaleovantenantsika
-pahaleovantenanay
-pahaleovantenanareo
-pahaleovantenan'
-pahaleovantenan-
-pahaleovantenam-
-pahaleovantena-