Entrée | 1 fahaleovantena |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 fahaleovana, tena |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
7 [1.1#194] [fahaleovan-tena] Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin' ny hala na miankin-doha amin' ny hafa intsony |
Explications en anglais |
8 [1.7] [fahaleovan-tena] independence |
Explications en français |
9 [1.8] [fahaleovan-tena] indépendance 10 [1.5#191] indépendance |
Exemples |
11 [2.472] nahazo fahaleovantena i Madagasikara. 12 [2.4] Nanara-tsisiny dia nanapaka ny Araben' ny fahaleovantena izahay. 13 [2.503] Adidy masina sady voajanahary tahaka ny fiahiam-bady aman-janaka ny fiarovana ny tanindrazana sy ny firenena ary ny fahaleovantena, ka tsy politika |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |