Entrée | 1 fahamaotonana |
Radical | 2 maotona |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Hatsaram-panahy mampitana sy mampitandrina ny fihetsiky ny tena rehetra mba ho mendrika, tsy ho hafahafa, maha-te hanaja. Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny fahamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany [1.1] |
Exemples |
5 Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
[2.296#]
6 ho an' ny mpanjaka sy ho an' ny manam-pahefana rehetra, mba hiainantsika amim-piadanana sy fandriam-pahalemana, amim-panajana an' Andriamanitra sy fahamaotonana tanteraka. [2.996#] |
Synonymes | 7 hamaotonana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |