|
|
|
|

Entrée1  faharatsiana
Radical  2 ratsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka:
5 Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany [1.1]
Explications en français  6 mauvais état, mauvaise qualité, laideur
7 méchanceté, malice, malheur [1.3]
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Synonymes  10 haratsiana
Tous les mots composés  11 fara faharatsiana

Anagrammes  12 faharatsiana, 13 ifaratsahana

Mis à jour le 2025/11/13