|
|
|
|

Entrée1  haratsiana
Radical  2  ratsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
Havetavetana [1.1]
Explications en anglais  5  evil, wickedness [1.7]
Explications en français  6  méchanceté [1.3, 1.8]
7  malheur [1.3, 1.8]
8  malice [1.3]
9  mauvais état, mauvaise qualité, laideur [1.3]
Exemples  10  Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana! [1.214#mg]
11  haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna. [1.519#]
Synonymes  12  faharatsiana
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot haratsiana

Anagrammes  14 antsiaraha, 15 haratsiana, 16 hatsaraina, 17 itsaharana

Mis à jour le 2025/09/12