|
|
|
|

Entrée1 faharisihana
Radical  2risika
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4 Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray [1.1]
5 [2.472#]
Exemples  6 Tsy nanana faharisihana velively izy. [2.472#]
7 Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. [1.369#]
Synonymes  8harisihana

Mis à jour le 2025/09/12