Entrée faharovitana (rovitra)
Partie du discours   nom
Exemples  
1Hitan' ise ve ny faharovitan' ny lamba? [Rajaonarivelo: Bina, page 104]
2Ao ny tampina fantatra fa natao noho ny faharovitana, ao kosa ny hita miharihary fa niniana natao [Andraina: I Vola, page 67]
Morphologie  
faharovitana
faharovitako
faharovitanao
faharovitany
faharovitantsika
faharovitanay
faharovitanareo
faharovitan'
faharovitan-
faharovitam-
faharovita-
-paharovitana
-paharovitako
-paharovitanao
-paharovitany
-paharovitantsika
-paharovitanay
-paharovitanareo
-paharovitan'
-paharovitan-
-paharovitam-
-paharovita-

Mis à jour le 2017/04/18