Entrée rovitra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [Rajemisa 1985]
Citations  

Entrée rovitra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina
¶ Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana
¶ Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   torn [Hallanger 1973]
Traduction française   déchiré [Hallanger 1974]
Dérivations  
Morphologie  
rovita
Synonymes   triatra ~ riatra ~ mitsiaka ~ mitsiatsiaka ~ mitriatra ~ mitsefaka ~ misalasalaka ~ tataka ~ tata-bitrana ~ kotika ~ rota ~ rotika ~ mivorikitsay ~ tsy misy hitomboham-pilo
Citations  

Mis à jour le 2017/04/18