|
|
|
|

Entrée1  fahasimbana
Radical  2 simba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 fery amin'ny taova iray.
5 tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa. [1.13]
Explications en français  6 lésion.
7 panne. [1.13]
Exemples  8  Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina. [4.27#]
Vocabulaire  9  Santé
Tous les mots composés  10 fahasimban'ny tany

Mis à jour le 2025/11/09