Entrée simba
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io !
¶ Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo
¶ Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario [Rajemisa 1985]
Définition anglaise spoiled [Hallanger 1973]
Définition française endommagé [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré [Abinal 1888]
 abimé [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 avarié [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
 gâté [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Morphologie 
simba
simban'
simba
simban'
ho simba
ho simban'
Exemples 
1Betsaka angaha ny zavatrao simba? [Andraina: Mitaraina, page 25]
2Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [Ravelomanana: Lalana, page 182]
Citations 

2017/03/22