Entrée fahasoavana (soa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara
Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta [1.1]
Explications en anglais Goodness; grace and kindness [1.7]
Explications en français Bonté, grâce [1.8]
Exemples 
1Nankahery ahy izy, izy no fahasoavana. [1.369]
2Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262]
Articles 

Mis à jour le 2023/01/20