Entrée | 1 fahatomombanana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 tomombana |
Morphologie |
|
Exemples |
6 [2.606] Tsy azo ialana ny jiny, hoy ny poeta, tsy maintsy atao ny sorona fa izay no manala ny "ratsy" eo amin'ny fiainan'ny olona ary mitondra amin'ny fahatomombanana 7 [4.27] Raha tsy izany, mitombina ny ahiahy amin' ny « itsinjarana ny fahefana » mikasika ny lesoka eo amin' ny fifandraisan' ny rantsana isan-tokony eo amin' ny fahatomombanana izay indrisy tsikaritra matetika eo amin' ny Fanjakana foibe |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |